plt_tn/ecc/06/09.md

20 lines
719 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# 'izay hitan'ny maso
Ny olona iray dia afaka mahita ireo zavatra ireo satria efa manana ireo izy. D.H: "izay ananan'ny olona"
# ny maniry izay tadiavin'ny homana mandehandeha
Ity dia maneho ireo zavatra izay hirian'olona nefa tsy hananany. D.H: "maniry izay tsy hananana izy"
# entona sy andrana hanoherana rivotra ihany koa.
"zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana.
# Izay rehetra nisy dia efa nomena ny anarany,
D.H: "Efa nomen'ny olona anarana ny zavatra rehetra izay misy"
# efa fantatra hoe toy ny inona ny olombelona
D.H: " Efa fantan'ny olona hoe olombelona toy ny inona izy."