# 'izay hitan'ny maso Ny olona iray dia afaka mahita ireo zavatra ireo satria efa manana ireo izy. D.H: "izay ananan'ny olona" # ny maniry izay tadiavin'ny homana mandehandeha Ity dia maneho ireo zavatra izay hirian'olona nefa tsy hananany. D.H: "maniry izay tsy hananana izy" # entona sy andrana hanoherana rivotra ihany koa. "zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana. # Izay rehetra nisy dia efa nomena ny anarany, D.H: "Efa nomen'ny olona anarana ny zavatra rehetra izay misy" # efa fantatra hoe toy ny inona ny olombelona D.H: " Efa fantan'ny olona hoe olombelona toy ny inona izy."