719 B
719 B
'izay hitan'ny maso
Ny olona iray dia afaka mahita ireo zavatra ireo satria efa manana ireo izy. D.H: "izay ananan'ny olona"
ny maniry izay tadiavin'ny homana mandehandeha
Ity dia maneho ireo zavatra izay hirian'olona nefa tsy hananany. D.H: "maniry izay tsy hananana izy"
entona sy andrana hanoherana rivotra ihany koa.
"zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana.
Izay rehetra nisy dia efa nomena ny anarany,
D.H: "Efa nomen'ny olona anarana ny zavatra rehetra izay misy"
efa fantatra hoe toy ny inona ny olombelona
D.H: " Efa fantan'ny olona hoe olombelona toy ny inona izy."