plt_tn/deu/28/60.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
# Ho entiny aminao indray ireo aretin'i Egypta rehetra
Fomba fiteny ity. DH: "ho ataony azo antoka fa hijaly amin'ireo aretin'i Egypta indray ianao"
# hifikitra aminao ireo
Fomba fiteny ity. DH: "tsy hijanona ireo aretina, ary tsy hisy afaka hanasitrana anao amin'ireo"
# Ny aretina sy ny areti-mandringana rehetra izay tsy voasoratra
DH: "na dia ny aretina sy ireo areti-mandringana izay tsy nosoratako aza"
# mandra-paharingana anao
DH: "mandra-pandringanany anao"
# Avela ho kely an'isa ianareo ... ny isanareo ... Andriamanitrareo ianareo
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe vondrona, noho izany dia "ianareo" no ampiasaina.
# na dia tahaka ireo kintan'ny lanitra aza ny isanareo
Ity dia midika fa nisy Israelita maro be tany aloha.
# ny feon'i Yaveh
Eto ny hoe "feon'i Yaveh" dia maneho izay lazain'i Yaveh. DH: "izay lazain'i Yaveh"