# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto. # Ho entiny aminao indray ireo aretin'i Egypta rehetra Fomba fiteny ity. DH: "ho ataony azo antoka fa hijaly amin'ireo aretin'i Egypta indray ianao" # hifikitra aminao ireo Fomba fiteny ity. DH: "tsy hijanona ireo aretina, ary tsy hisy afaka hanasitrana anao amin'ireo" # Ny aretina sy ny areti-mandringana rehetra izay tsy voasoratra DH: "na dia ny aretina sy ireo areti-mandringana izay tsy nosoratako aza" # mandra-paharingana anao DH: "mandra-pandringanany anao" # Avela ho kely an'isa ianareo ... ny isanareo ... Andriamanitrareo ianareo Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe vondrona, noho izany dia "ianareo" no ampiasaina. # na dia tahaka ireo kintan'ny lanitra aza ny isanareo Ity dia midika fa nisy Israelita maro be tany aloha. # ny feon'i Yaveh Eto ny hoe "feon'i Yaveh" dia maneho izay lazain'i Yaveh. DH: "izay lazain'i Yaveh"