1.0 KiB
1.0 KiB
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
Ho entiny aminao indray ireo aretin'i Egypta rehetra
Fomba fiteny ity. DH: "ho ataony azo antoka fa hijaly amin'ireo aretin'i Egypta indray ianao"
hifikitra aminao ireo
Fomba fiteny ity. DH: "tsy hijanona ireo aretina, ary tsy hisy afaka hanasitrana anao amin'ireo"
Ny aretina sy ny areti-mandringana rehetra izay tsy voasoratra
DH: "na dia ny aretina sy ireo areti-mandringana izay tsy nosoratako aza"
mandra-paharingana anao
DH: "mandra-pandringanany anao"
Avela ho kely an'isa ianareo ... ny isanareo ... Andriamanitrareo ianareo
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe vondrona, noho izany dia "ianareo" no ampiasaina.
na dia tahaka ireo kintan'ny lanitra aza ny isanareo
Ity dia midika fa nisy Israelita maro be tany aloha.
ny feon'i Yaveh
Eto ny hoe "feon'i Yaveh" dia maneho izay lazain'i Yaveh. DH: "izay lazain'i Yaveh"