36 lines
1.2 KiB
Markdown
36 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
|
||
|
|
||
|
# Aza mampahory ny mpanompo nokaramaina
|
||
|
|
||
|
"aza mampijaly mpanompo nokaramaina zara raha"
|
||
|
|
||
|
# mpanompo nokaramaina
|
||
|
|
||
|
olona izay karamaina isan'andro amin'ny asany.
|
||
|
|
||
|
# mahantra sy ao anatin'ny tsy fahampiana
|
||
|
|
||
|
Manana dika mitovy ireo ary manamafy fa olona izay tsy afaka manampy ny tenany io.
|
||
|
|
||
|
# ao am-bavahadin'ny tanànanao
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "vavahadin'ny tanàna" dia midika hoe tanàna. DH: "ao amin'ny iray amin'ireo tanànanao"
|
||
|
|
||
|
# omeo azy isan'andro ny karamany
|
||
|
|
||
|
"tokony omenao an'ilay lehilahy ny vola azony isan'andro"
|
||
|
|
||
|
# aza avela ho tratry ny masoandro milentika izany
|
||
|
|
||
|
Fomba fiteny ity. Ireo Israelita dia mandray ny andro vaovao ho manomboka rehefa milentika ny masoandro. DH: "tokony omenao an'ilay olona amin'ny andro anaovany an'ilay asa ny karamany"
|
||
|
|
||
|
# satria mahantra izy ary miandrandra izany
|
||
|
|
||
|
Afaka atao mazava tsara ny dikan'ity. DH: "satria mahantra izy ary miankina amin'ireo karamany mba hividianana ny sakafony ho an'ny ampitso"
|
||
|
|
||
|
# mba tsy hitarainany any amin'i Yaveh ny aminao
|
||
|
|
||
|
"mba tsy hiantsoany an'i Yaveh ka hangataka Azy mba hanasazy anao"
|