plt_tn/deu/24/12.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# aza entina matory ho fanananao ny antokany
"aza hazonina amin'ny alina ny lambany"
# ny antokany
Ity dia sarinteny ho an'ny hoe "izay nampanantenainy fa homeny anao raha toa tsy namerina ilay nindramina izy." Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 24:10 ity.
# averinao any aminy ilay antoka
"haverinao aminy izay nomeny anao mba hampisehoana fa hamerina ilay nindramina izy"
# mba hahafahany matory ao amin'ny lambany ary hitahiany anao
Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fanambarana ity. DH: "mba hanana ny lambany izy mba hampafana azy rehefa matory, ary ho feno fankasitrahana anao izy"
# lamba
lamba na akanjo hafa izay mihazona ny olona hafana amin'ny alina. Mety ho ilay "antoka" izay noresahan'i Mosesy tao amin'ny 24:10 ity.
# ho fahamarinana ho anao eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao izany
"Yaveh Andriamanitrao dia hankato ny fomba niatrehanao ity tranga ity"