# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # aza entina matory ho fanananao ny antokany "aza hazonina amin'ny alina ny lambany" # ny antokany Ity dia sarinteny ho an'ny hoe "izay nampanantenainy fa homeny anao raha toa tsy namerina ilay nindramina izy." Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 24:10 ity. # averinao any aminy ilay antoka "haverinao aminy izay nomeny anao mba hampisehoana fa hamerina ilay nindramina izy" # mba hahafahany matory ao amin'ny lambany ary hitahiany anao Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fanambarana ity. DH: "mba hanana ny lambany izy mba hampafana azy rehefa matory, ary ho feno fankasitrahana anao izy" # lamba lamba na akanjo hafa izay mihazona ny olona hafana amin'ny alina. Mety ho ilay "antoka" izay noresahan'i Mosesy tao amin'ny 24:10 ity. # ho fahamarinana ho anao eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao izany "Yaveh Andriamanitrao dia hankato ny fomba niatrehanao ity tranga ity"