plt_tn/deu/24/07.md

24 lines
863 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
# Raha misy lehilahy tratra maka an-keriny
Fomba fiteny ity ho an'ny hoe "raha misy lehilahy maka an-keriny." DH: "Raha mahita lehilahy maka an-keriny ianao"
# maka an-keriny
mampiasa tanjaka ara-batana mba hakàna olona tsy manan-tsiny lavitry ny tranony ary managadra azy
# iray amin'ireo rahalahiny izay eo amin'ny vahoakan'Israely
"iray amin'ireo Israelita namany"
# tsy maintsy ho faty izany mpangalatra izany
"dia tokony ho vonoin'ireo Israelita hafa izany mpangalatra izany ho sazin'izay nataony"
# ary hanafaka ny ratsy eo aminao ianao
DH: "dia tsy maintsy hanala ilay olona izay manao izany zavatra ratsy izany eo amin'ireo Israelita ianao" na "dia tsy maintsy vonoinao izany olon-dratsy izany"