plt_tn/deu/04/23.md

12 lines
506 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tandremo tsara ny tenanareo
"mitandrema tsara"
# nandraran'i Yaveh Andriamanitrao tsy ho ataonao ... Yaveh Andriamanitrao
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# Fa afo mandevona Yaveh Andriamanitrao, ary Andriamanitra saro-piaro
Mosesy dia mampitaha ny fomba fihetsik'i Yaveh rehefa tezitra amin'ny fomba fanimban'ny afo zavatra. DH: "Yaveh Andriamanitrao dia hanasazy sy hamotika mafy anareo tahaka ny afo satria tsy tiany hanompo andriamanin-kafa ianareo"