# Tandremo tsara ny tenanareo "mitandrema tsara" # nandraran'i Yaveh Andriamanitrao tsy ho ataonao ... Yaveh Andriamanitrao Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # Fa afo mandevona Yaveh Andriamanitrao, ary Andriamanitra saro-piaro Mosesy dia mampitaha ny fomba fihetsik'i Yaveh rehefa tezitra amin'ny fomba fanimban'ny afo zavatra. DH: "Yaveh Andriamanitrao dia hanasazy sy hamotika mafy anareo tahaka ny afo satria tsy tiany hanompo andriamanin-kafa ianareo"