506 B
506 B
Tandremo tsara ny tenanareo
"mitandrema tsara"
nandraran'i Yaveh Andriamanitrao tsy ho ataonao ... Yaveh Andriamanitrao
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
Fa afo mandevona Yaveh Andriamanitrao, ary Andriamanitra saro-piaro
Mosesy dia mampitaha ny fomba fihetsik'i Yaveh rehefa tezitra amin'ny fomba fanimban'ny afo zavatra. DH: "Yaveh Andriamanitrao dia hanasazy sy hamotika mafy anareo tahaka ny afo satria tsy tiany hanompo andriamanin-kafa ianareo"