plt_tn/act/27/17.md

8 lines
280 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nalatsak'izy ireo ny vatofantsika
Nalatsaka tao anaty rano ilay vatofantsika mba hampandeha mora nohon'ny fitondran'ny rivotra azy ireo.
# nanomboka nanary ireo entana tany ivelan'ny sambo izy ireo
Natao izany mba hanamaivanana ny lanjan'ny sambo hiarovana azy tsy hiletika.