nalatsak'izy ireo ny vatofantsika
Nalatsaka tao anaty rano ilay vatofantsika mba hampandeha mora nohon'ny fitondran'ny rivotra azy ireo.
nanomboka nanary ireo entana tany ivelan'ny sambo izy ireo
Natao izany mba hanamaivanana ny lanjan'ny sambo hiarovana azy tsy hiletika.