# nalatsak'izy ireo ny vatofantsika Nalatsaka tao anaty rano ilay vatofantsika mba hampandeha mora nohon'ny fitondran'ny rivotra azy ireo. # nanomboka nanary ireo entana tany ivelan'ny sambo izy ireo Natao izany mba hanamaivanana ny lanjan'ny sambo hiarovana azy tsy hiletika.