plt_tn/act/17/30.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Namarana ny lahateniny tamin'ireo filozofa tao Areopago i Paul, izay nanomboka tamin'ny 17:22.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "Izy" dia manondro an'Andriamanitra.
# Noho izany
Io teny io dia manamarika fanambarana iray izay lazaina noho ny voalaza teo aloha.
# nohadinon'Andriamanitra ny fotoan'ny tsy fahalalana
"Andriamanitra dia tsy nanasazy ireo olona nandritran'ny fotoan'ny tsy fahalalana"
# fotoan'ny tsy fahalalan
Izany dia manondro ny fotoana talohan'ny nanambaràn'Andriamanitra tanteraka tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy ary talohan'ny nahalalan'ny olona ny fomba ankatoavan'Andriamanitra.
# rahoviana no hitsara an'izao tontolo izao amin'ny fahamarinana amin'ny alalan'ny olona izay nofidiany
"Raha ny olona nofidiny no hitsara izao tontolo izao amin'ny fahamarinana"
# hitsara an'izao tontolo izao
Eto ny teny "izao tontolo izao" dia manondro ny olona. DH: "hitsara ny olona rehetra"
# Nanome porofon'io lehilahy io tamin'ny olona tsirairay tamin'ny alalan'ny fananganana azy tamin'ny maty Andriamanitra.
"Andriamanitra dia efa nampiseho an'ny olombelona ny safidiny.