1.1 KiB
1.1 KiB
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Namarana ny lahateniny tamin'ireo filozofa tao Areopago i Paul, izay nanomboka tamin'ny 17:22.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "Izy" dia manondro an'Andriamanitra.
Noho izany
Io teny io dia manamarika fanambarana iray izay lazaina noho ny voalaza teo aloha.
nohadinon'Andriamanitra ny fotoan'ny tsy fahalalana
"Andriamanitra dia tsy nanasazy ireo olona nandritran'ny fotoan'ny tsy fahalalana"
fotoan'ny tsy fahalalan
Izany dia manondro ny fotoana talohan'ny nanambaràn'Andriamanitra tanteraka tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy ary talohan'ny nahalalan'ny olona ny fomba ankatoavan'Andriamanitra.
rahoviana no hitsara an'izao tontolo izao amin'ny fahamarinana amin'ny alalan'ny olona izay nofidiany
"Raha ny olona nofidiny no hitsara izao tontolo izao amin'ny fahamarinana"
hitsara an'izao tontolo izao
Eto ny teny "izao tontolo izao" dia manondro ny olona. DH: "hitsara ny olona rehetra"
Nanome porofon'io lehilahy io tamin'ny olona tsirairay tamin'ny alalan'ny fananganana azy tamin'ny maty Andriamanitra.
"Andriamanitra dia efa nampiseho an'ny olombelona ny safidiny.