# Fampifandraisana ny foto-kevitra Namarana ny lahateniny tamin'ireo filozofa tao Areopago i Paul, izay nanomboka tamin'ny 17:22. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "Izy" dia manondro an'Andriamanitra. # Noho izany Io teny io dia manamarika fanambarana iray izay lazaina noho ny voalaza teo aloha. # nohadinon'Andriamanitra ny fotoan'ny tsy fahalalana "Andriamanitra dia tsy nanasazy ireo olona nandritran'ny fotoan'ny tsy fahalalana" # fotoan'ny tsy fahalalan Izany dia manondro ny fotoana talohan'ny nanambaràn'Andriamanitra tanteraka tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy ary talohan'ny nahalalan'ny olona ny fomba ankatoavan'Andriamanitra. # rahoviana no hitsara an'izao tontolo izao amin'ny fahamarinana amin'ny alalan'ny olona izay nofidiany "Raha ny olona nofidiny no hitsara izao tontolo izao amin'ny fahamarinana" # hitsara an'izao tontolo izao Eto ny teny "izao tontolo izao" dia manondro ny olona. DH: "hitsara ny olona rehetra" # Nanome porofon'io lehilahy io tamin'ny olona tsirairay tamin'ny alalan'ny fananganana azy tamin'ny maty Andriamanitra. "Andriamanitra dia efa nampiseho an'ny olombelona ny safidiny.