plt_tn/2ki/04/38.md

20 lines
762 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo zanaky ny mpaminany
Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. Jereo ao amin'ny 2:3 ny fomba nandikanao izany andian-teny izany. DH: "Vondron'olona mpaminany"
# hanina
Ny tena hevitr'izany eto dia sakafo ahitana hena sy legioma ary andrahoina amin'ny rano ao anaty vilany.
# tanatanamanga dia
Izany legioma izany dia maniriniry ho azy, izany hoe tsy nambolen'olombelona.
# hamenoana ny moron-tongotry ny akanjony
Nahorongorony ny moron-tongotry ny akanjony
# nefa tsy nahafantatra ny karazan'izany izy ireo
Tsy nahafantatra izy ireo na azo hohanina izany na tsia satria tsy fantatr'izy ireo ny karazan'izany tanatanamanga izany. DH: "nefa tsy fantatr'izy ireo na tokony hohanina izany na tsia"