# ireo zanaky ny mpaminany Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. Jereo ao amin'ny 2:3 ny fomba nandikanao izany andian-teny izany. DH: "Vondron'olona mpaminany" # hanina Ny tena hevitr'izany eto dia sakafo ahitana hena sy legioma ary andrahoina amin'ny rano ao anaty vilany. # tanatanamanga dia Izany legioma izany dia maniriniry ho azy, izany hoe tsy nambolen'olombelona. # hamenoana ny moron-tongotry ny akanjony Nahorongorony ny moron-tongotry ny akanjony # nefa tsy nahafantatra ny karazan'izany izy ireo Tsy nahafantatra izy ireo na azo hohanina izany na tsia satria tsy fantatr'izy ireo ny karazan'izany tanatanamanga izany. DH: "nefa tsy fantatr'izy ireo na tokony hohanina izany na tsia"