762 B
762 B
ireo zanaky ny mpaminany
Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. Jereo ao amin'ny 2:3 ny fomba nandikanao izany andian-teny izany. DH: "Vondron'olona mpaminany"
hanina
Ny tena hevitr'izany eto dia sakafo ahitana hena sy legioma ary andrahoina amin'ny rano ao anaty vilany.
tanatanamanga dia
Izany legioma izany dia maniriniry ho azy, izany hoe tsy nambolen'olombelona.
hamenoana ny moron-tongotry ny akanjony
Nahorongorony ny moron-tongotry ny akanjony
nefa tsy nahafantatra ny karazan'izany izy ireo
Tsy nahafantatra izy ireo na azo hohanina izany na tsia satria tsy fantatr'izy ireo ny karazan'izany tanatanamanga izany. DH: "nefa tsy fantatr'izy ireo na tokony hohanina izany na tsia"