plt_tn/1th/05/12.md

20 lines
597 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia nanomboka nanome ny torolalany farany ho an'ny fiangonana any Tesalonika.
# Rahalahy
Eto ny "rahalahy" dia midika hoe ireo mpino namana.
# Mba hanekenareo izay mikely aina
"Mijery sy mankasitraka ireo izay mandray anjara amin'ny fitarihana."
# Mitondra anareo amin'ny Tompo
Izany dia manondro ny olona izay notendren'Andriamanitra mba ho mpitarika ny vondron'ny mpino eo an-toerana.
# Hanaja azy ireo am-pitiavana noho ny asan'izy ireo
Paoly dia mampirisika ireo mpino mba hitia sy hankasitraka ny mpitarika ao amin'ny fiangonan'izy ireo.