597 B
597 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia nanomboka nanome ny torolalany farany ho an'ny fiangonana any Tesalonika.
Rahalahy
Eto ny "rahalahy" dia midika hoe ireo mpino namana.
Mba hanekenareo izay mikely aina
"Mijery sy mankasitraka ireo izay mandray anjara amin'ny fitarihana."
Mitondra anareo amin'ny Tompo
Izany dia manondro ny olona izay notendren'Andriamanitra mba ho mpitarika ny vondron'ny mpino eo an-toerana.
Hanaja azy ireo am-pitiavana noho ny asan'izy ireo
Paoly dia mampirisika ireo mpino mba hitia sy hankasitraka ny mpitarika ao amin'ny fiangonan'izy ireo.