plt_tn/1pe/02/24.md

28 lines
976 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana foto-kevitra:
Petera manohy miresaka momba an'i Jesosy Kristy. Izy mbola miresaka ny olona izay mpanompo
# Izy tenany
Izany dia manondro an'i Jesosy
# nitondra ny fahotantsika tao amin'ny tenany ho eo ambony hazo
eto ny teny "nitondra ireo fahotantsika" dia midika fa izy nijaly ny fanasaziana ireo otantsika. DH: "nijaly ny fanasaziana ho an'ireo otantsika teo amin'ny vatany teo amin'ny hazo"
# hazo
izany dia manambara ny hazo fijaliana.
# Tamin'ny alalan'ny ratrany no nahasitrana anao
Afaka adika. DH: "Andriamanitra nanasitrana anareo satria ny olona nandratra Azy"
# Nirenireny toy ny ondry very ianareo rehetra
Petera miresaka momba ny mpamakiny mialohan'ny ninoan'izy ireo an'i Kristy ho toy ny ondry very mirenireny manodidina tsy misy tanjona.
# mpiandry ondry sy mpiambina ny fanahinareo
Petera miresaka an'i Jesosy ho toy ny mpiandry ondry. Tahaka ny mpiandry ondry izay miaro ny ondriny, Jesosy miaro ireo izay mahatoky ao Aminy.