976 B
976 B
Fampifandraisana foto-kevitra:
Petera manohy miresaka momba an'i Jesosy Kristy. Izy mbola miresaka ny olona izay mpanompo
Izy tenany
Izany dia manondro an'i Jesosy
nitondra ny fahotantsika tao amin'ny tenany ho eo ambony hazo
eto ny teny "nitondra ireo fahotantsika" dia midika fa izy nijaly ny fanasaziana ireo otantsika. DH: "nijaly ny fanasaziana ho an'ireo otantsika teo amin'ny vatany teo amin'ny hazo"
hazo
izany dia manambara ny hazo fijaliana.
Tamin'ny alalan'ny ratrany no nahasitrana anao
Afaka adika. DH: "Andriamanitra nanasitrana anareo satria ny olona nandratra Azy"
Nirenireny toy ny ondry very ianareo rehetra
Petera miresaka momba ny mpamakiny mialohan'ny ninoan'izy ireo an'i Kristy ho toy ny ondry very mirenireny manodidina tsy misy tanjona.
mpiandry ondry sy mpiambina ny fanahinareo
Petera miresaka an'i Jesosy ho toy ny mpiandry ondry. Tahaka ny mpiandry ondry izay miaro ny ondriny, Jesosy miaro ireo izay mahatoky ao Aminy.