# Fampifandraisana foto-kevitra: Petera manohy miresaka momba an'i Jesosy Kristy. Izy mbola miresaka ny olona izay mpanompo # Izy tenany Izany dia manondro an'i Jesosy # nitondra ny fahotantsika tao amin'ny tenany ho eo ambony hazo eto ny teny "nitondra ireo fahotantsika" dia midika fa izy nijaly ny fanasaziana ireo otantsika. DH: "nijaly ny fanasaziana ho an'ireo otantsika teo amin'ny vatany teo amin'ny hazo" # hazo izany dia manambara ny hazo fijaliana. # Tamin'ny alalan'ny ratrany no nahasitrana anao Afaka adika. DH: "Andriamanitra nanasitrana anareo satria ny olona nandratra Azy" # Nirenireny toy ny ondry very ianareo rehetra Petera miresaka momba ny mpamakiny mialohan'ny ninoan'izy ireo an'i Kristy ho toy ny ondry very mirenireny manodidina tsy misy tanjona. # mpiandry ondry sy mpiambina ny fanahinareo Petera miresaka an'i Jesosy ho toy ny mpiandry ondry. Tahaka ny mpiandry ondry izay miaro ny ondriny, Jesosy miaro ireo izay mahatoky ao Aminy.