plt_tn/1ki/14/17.md

16 lines
515 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tirza
Io dia anaran-tanàna izay nipetrahan'ny mpanjaka.
# Nandevina sy nisaona azy ny Israely rehetra
Io dia fanaovana amin'ny ankapobeny izay midika fa nandevina azy ary nisaona azy ny vahoakan'Israely. DH: "Vahoakan'Israely maro be no teo rehefa nandevina azy ny olona, ary nisaona azy ny vahoakan'Israely"
# araka ny efa nolazaina tamin'izy ireo araka ny tenin'i Yaveh
DH: "araka izay nolazain'i Yaveh tamin'izy ireo"
# ny tenin'i Yaveh
Eto ny hoe "teny" dia manambara hafatra. DH: "ny hafatr'i Yaveh"