# Tirza Io dia anaran-tanĂ na izay nipetrahan'ny mpanjaka. # Nandevina sy nisaona azy ny Israely rehetra Io dia fanaovana amin'ny ankapobeny izay midika fa nandevina azy ary nisaona azy ny vahoakan'Israely. DH: "Vahoakan'Israely maro be no teo rehefa nandevina azy ny olona, ary nisaona azy ny vahoakan'Israely" # araka ny efa nolazaina tamin'izy ireo araka ny tenin'i Yaveh DH: "araka izay nolazain'i Yaveh tamin'izy ireo" # ny tenin'i Yaveh Eto ny hoe "teny" dia manambara hafatra. DH: "ny hafatr'i Yaveh"