515 B
515 B
Tirza
Io dia anaran-tanàna izay nipetrahan'ny mpanjaka.
Nandevina sy nisaona azy ny Israely rehetra
Io dia fanaovana amin'ny ankapobeny izay midika fa nandevina azy ary nisaona azy ny vahoakan'Israely. DH: "Vahoakan'Israely maro be no teo rehefa nandevina azy ny olona, ary nisaona azy ny vahoakan'Israely"
araka ny efa nolazaina tamin'izy ireo araka ny tenin'i Yaveh
DH: "araka izay nolazain'i Yaveh tamin'izy ireo"
ny tenin'i Yaveh
Eto ny hoe "teny" dia manambara hafatra. DH: "ny hafatr'i Yaveh"