28 lines
749 B
Markdown
28 lines
749 B
Markdown
|
# ny Andriamanitry ny rainao
|
||
|
|
||
|
Miantso ny tenany i Davida hoe "rainao" satria izany no fotoana mendrika indrindra. D.H: "Andriamanitro"
|
||
|
|
||
|
# amin'ny fonao manontolo
|
||
|
|
||
|
D.H: "tanteraka"
|
||
|
|
||
|
# fanahy mazoto
|
||
|
|
||
|
D.H: "an-tsitrapo"
|
||
|
|
||
|
# mitady ny fo rehetra ary mahatakatra ny fahazotoan'ny eritreritry ny olona rehetra
|
||
|
|
||
|
Ireo andian-teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary mampisongadina fa i Yaveh dia mahalala ny fisainana sy ny anton'ny olona tsirairay.
|
||
|
|
||
|
# Raha mitady Azy ianao, dia ho hitanao Izy
|
||
|
|
||
|
D.H: "Raha manandrana ny hahazo an'i Yaveh ianao mba hihainoany anao, dia hanao izany Izy"
|
||
|
|
||
|
# Fantaro
|
||
|
|
||
|
"Jereo anio" D.H: "Tsarovy" na "mahafantara"
|
||
|
|
||
|
# Mahatanjaha ka ataovy izany
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "matanjaka" eto dia milaza ny sitra-po sy ny herin-tsaina.
|