# ny Andriamanitry ny rainao Miantso ny tenany i Davida hoe "rainao" satria izany no fotoana mendrika indrindra. D.H: "Andriamanitro" # amin'ny fonao manontolo D.H: "tanteraka" # fanahy mazoto D.H: "an-tsitrapo" # mitady ny fo rehetra ary mahatakatra ny fahazotoan'ny eritreritry ny olona rehetra Ireo andian-teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary mampisongadina fa i Yaveh dia mahalala ny fisainana sy ny anton'ny olona tsirairay. # Raha mitady Azy ianao, dia ho hitanao Izy D.H: "Raha manandrana ny hahazo an'i Yaveh ianao mba hihainoany anao, dia hanao izany Izy" # Fantaro "Jereo anio" D.H: "Tsarovy" na "mahafantara" # Mahatanjaha ka ataovy izany Ny teny hoe "matanjaka" eto dia milaza ny sitra-po sy ny herin-tsaina.