749 B
749 B
ny Andriamanitry ny rainao
Miantso ny tenany i Davida hoe "rainao" satria izany no fotoana mendrika indrindra. D.H: "Andriamanitro"
amin'ny fonao manontolo
D.H: "tanteraka"
fanahy mazoto
D.H: "an-tsitrapo"
mitady ny fo rehetra ary mahatakatra ny fahazotoan'ny eritreritry ny olona rehetra
Ireo andian-teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary mampisongadina fa i Yaveh dia mahalala ny fisainana sy ny anton'ny olona tsirairay.
Raha mitady Azy ianao, dia ho hitanao Izy
D.H: "Raha manandrana ny hahazo an'i Yaveh ianao mba hihainoany anao, dia hanao izany Izy"
Fantaro
"Jereo anio" D.H: "Tsarovy" na "mahafantara"
Mahatanjaha ka ataovy izany
Ny teny hoe "matanjaka" eto dia milaza ny sitra-po sy ny herin-tsaina.