plt_tn/1ch/21/06.md

16 lines
455 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa Levy sy Benjamina dia tsy voaisa amin'izy ireo
D.H: "Fa i Joaba tsy nanisa ireo lehilahy avy amin'ny fokon'ny Levy sy Benjamina"
# ny fihetsiny
"ny fihetsiny" dia ilazana ny drafitr'i Davida hanisa ireo lehilahin'Israely rehetra izay afaka hiady.
# esory ny heloky ny mpanomponao
Ny famelan-keloka dia voafaritra amin'ny fisian'ny heloka voaesotra.
# heloky ny mpanomponao
Milaza ny tenany ho mpanompon'Andrimanitra i Davida. D.H: "ny heloko"