455 B
455 B
Fa Levy sy Benjamina dia tsy voaisa amin'izy ireo
D.H: "Fa i Joaba tsy nanisa ireo lehilahy avy amin'ny fokon'ny Levy sy Benjamina"
ny fihetsiny
"ny fihetsiny" dia ilazana ny drafitr'i Davida hanisa ireo lehilahin'Israely rehetra izay afaka hiady.
esory ny heloky ny mpanomponao
Ny famelan-keloka dia voafaritra amin'ny fisian'ny heloka voaesotra.
heloky ny mpanomponao
Milaza ny tenany ho mpanompon'Andrimanitra i Davida. D.H: "ny heloko"