# Fa Levy sy Benjamina dia tsy voaisa amin'izy ireo D.H: "Fa i Joaba tsy nanisa ireo lehilahy avy amin'ny fokon'ny Levy sy Benjamina" # ny fihetsiny "ny fihetsiny" dia ilazana ny drafitr'i Davida hanisa ireo lehilahin'Israely rehetra izay afaka hiady. # esory ny heloky ny mpanomponao Ny famelan-keloka dia voafaritra amin'ny fisian'ny heloka voaesotra. # heloky ny mpanomponao Milaza ny tenany ho mpanompon'Andrimanitra i Davida. D.H: "ny heloko"