plt_tn/1ch/16/19.md

20 lines
521 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Niteny izany Aho raha mbola vitsy an'isa ianareo, tena vitsy tokoa
D.H: "Niteny izany i Yaveh fony ireo Israelita mbola vondron'olona tena kely"
# vahiny tao amin'ny tany
"hafa firenena tao amin'ny tany"
# tamin'ny firenena ho amin'ny firenena izy ireo, avy amin'ny fanjakana iray mankany amin'ny hafa
Ireo andian-teny ireo dia mizara hevitra mitovy ary manasongadina hoe ahoana ny halaviran'ny nirenirenevan'ireo Israelita.
# Tsy nisy navelany
"Tsy nanome lalana i Yaveh"
# nohon'ny amin'izy ireo
ho azy ireo