# Niteny izany Aho raha mbola vitsy an'isa ianareo, tena vitsy tokoa D.H: "Niteny izany i Yaveh fony ireo Israelita mbola vondron'olona tena kely" # vahiny tao amin'ny tany "hafa firenena tao amin'ny tany" # tamin'ny firenena ho amin'ny firenena izy ireo, avy amin'ny fanjakana iray mankany amin'ny hafa Ireo andian-teny ireo dia mizara hevitra mitovy ary manasongadina hoe ahoana ny halaviran'ny nirenirenevan'ireo Israelita. # Tsy nisy navelany "Tsy nanome lalana i Yaveh" # nohon'ny amin'izy ireo ho azy ireo