521 B
521 B
Niteny izany Aho raha mbola vitsy an'isa ianareo, tena vitsy tokoa
D.H: "Niteny izany i Yaveh fony ireo Israelita mbola vondron'olona tena kely"
vahiny tao amin'ny tany
"hafa firenena tao amin'ny tany"
tamin'ny firenena ho amin'ny firenena izy ireo, avy amin'ny fanjakana iray mankany amin'ny hafa
Ireo andian-teny ireo dia mizara hevitra mitovy ary manasongadina hoe ahoana ny halaviran'ny nirenirenevan'ireo Israelita.
Tsy nisy navelany
"Tsy nanome lalana i Yaveh"
nohon'ny amin'izy ireo
ho azy ireo