plt_tq/zec/03/08.md

8 lines
296 B
Markdown

# Inona no niantsoana ny mpanompo izay Yaveh tenany no nitondra azy?
"Ilay Rantsana" no niantsoana ny mpanompo.
# Inona no ampahan-kafatra voaloha voasokitra amin'ny vato misy maso fito?
Ny ampahan-kafatra voaloha dia ny hanalan'i Yaveh ny fahotana amin'ity tany ity ao anatin'ny iray andro .