# Inona no niantsoana ny mpanompo izay Yaveh tenany no nitondra azy? "Ilay Rantsana" no niantsoana ny mpanompo. # Inona no ampahan-kafatra voaloha voasokitra amin'ny vato misy maso fito? Ny ampahan-kafatra voaloha dia ny hanalan'i Yaveh ny fahotana amin'ity tany ity ao anatin'ny iray andro .