plt_tq/psa/31/08.md

8 lines
282 B
Markdown

# Aiza Yaveh no mametraka ny tongotr'i Davida?
Yaveh mametraka ny tongony ho eo amin'ny tany malalaka.
# Nahoana Davida no maniry an'i Yaveh hanana famindrampo aminy?
Maniry an'i Yaveh hanana famindrampo aminy izy satria anaty fahoriana izy ary miha-reraky ny alahelo ny masony.