# Aiza Yaveh no mametraka ny tongotr'i Davida? Yaveh mametraka ny tongony ho eo amin'ny tany malalaka. # Nahoana Davida no maniry an'i Yaveh hanana famindrampo aminy? Maniry an'i Yaveh hanana famindrampo aminy izy satria anaty fahoriana izy ary miha-reraky ny alahelo ny masony.