plt_tq/psa/149/08.md

8 lines
280 B
Markdown

# Inona no hataon'ny masina amin'ireo mpanjaka sy olo-manan-kajan'ny firenen-kafa?
Hamaotra ny mpanjakany amin'ny rojo izy ireo ary ny manan-kaja amin'ny rojovy.
# Ho an''iza ny voninahitra rehefa tanteraka ny fitsarana?
Izany dia ho voninahitra ho an'ireo mahatokiny rehetra.