# Inona no hataon'ny masina amin'ireo mpanjaka sy olo-manan-kajan'ny firenen-kafa? Hamaotra ny mpanjakany amin'ny rojo izy ireo ary ny manan-kaja amin'ny rojovy. # Ho an''iza ny voninahitra rehefa tanteraka ny fitsarana? Izany dia ho voninahitra ho an'ireo mahatokiny rehetra.