plt_tq/mrk/16/09.md

8 lines
265 B
Markdown

# Iza no nisehoan'i Jesosy voalohany rehefa nitsangana tamin'ny maty izy?
Maria Magdalena no nisehoan'i Jesosy voalohany.
# Ahoana ny fomba namalian'ireo mpianatr'i Jesosy rehefa nilaza azy ireo i Maria fa nahita an'i Jesosy velona izy?
Tsy nino ireo mpianatra.