# Iza no nisehoan'i Jesosy voalohany rehefa nitsangana tamin'ny maty izy? Maria Magdalena no nisehoan'i Jesosy voalohany. # Ahoana ny fomba namalian'ireo mpianatr'i Jesosy rehefa nilaza azy ireo i Maria fa nahita an'i Jesosy velona izy? Tsy nino ireo mpianatra.