plt_tq/lev/08/18.md

4 lines
203 B
Markdown

# Inona no nataon'i Mosesy tamin'ny rà avy tamin'ny ondry lahy izay nampiasaina tamin'ny fanatitra dorana?
Mosesy dia namono ilay ondry lahy ary namafy ny ràn'izany tamin'ny lafin'ny alitara rehetra.