# Inona no nataon'i Mosesy tamin'ny rà avy tamin'ny ondry lahy izay nampiasaina tamin'ny fanatitra dorana? Mosesy dia namono ilay ondry lahy ary namafy ny ràn'izany tamin'ny lafin'ny alitara rehetra.