plt_tq/job/11/10.md

8 lines
316 B
Markdown

# Mihevitra ve i Zofara fa misy mahavita manakana an'Andriamanitra?
Sarotra ho an'ny olona ny hanakana an'Andriamanitra satria mahalala ny olona diso sy mahita ny helony Izy.
# Rahoviana no lazain'i Zofara fa hananan'ny olona adala fahatakarana?
Hanana fahatakarana izy ireo rehefa miteraka olona ny ampondr-dia.